Accueil du site La Tribune
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Hafatry ny Filohan’ny FJKM, Irako Andriamahazosoa Ammi, Mpitandrina

Article publié le mardi 30 janvier 2018.


Hafatry ny Filoha / Taombaovao 2018

“Avelao ihany izy amin’ity taona ity ... hasiako zezika ; angamba mbola hamoa izy ; fa raha tsy misy izany, dia hokapainao ihany” (Lio.13 : 8-9)

Andriamanitra ô, misaotra ! Hoy ny vavakay miloatra Avy anaty lalina any, Fa tsy mbola nety lany Ny indrafonao tsy hay takarina Ka izao dia he santarina Izao taona vaovao Izay ankinina Aminao ! Ho taona tena hihavaozana ; Fa ianao, JESOA, no asandratra Ho hany fototra hahasambatra !

Des.2017

IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ,Mpitandrina Filohan’ny FJKM



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Jeudi 20 Septembre 2018 - 6:28:28