Accueil du site Evènements
 
Janvier 2020
LMMJVSD
303112345
6789101112
13141516171819
20212223242526
272829303112

Nahazo mpatsakarano I Lalaina sy Bettinah

Article publié le jeudi 17 août 2017.


Amin-kafaliana no ilazana amintsika mpianakavin’ny finoana rehetra eto amin’ny MKMB fa tongasoa tamin’ny 4 Aogositra lasa teo i Gabrielle Meva ,tao an-ntokatranon’i Lalaina sy Bettinah Ravelomanantsoa (Ramillies). Bolangina ny zaza ary salama tsara ny reniny . Ny Rainy kosa mirana isan’andro. Dia faly miarahaba azy isika rehetra ary miombom-bavaka aminy noho izao fitahiana lehibe azony tamin’Andriamanitra Raintsika izao.Maroroa taiza tompoko.


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Samedi 25 Janvier 2020 - 3:24:43