Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Namoy ny Rainy ny namantsika Hanitra Rarivomanana (LLN)

Article publié le mardi 14 mars 2017.


Ry havana,

Namoy ny rainy , Itpkl RARIVOMANANA Philibert (any an-tanindrazana) ny mpiaramivavaka amintsika , Rtoa Hanitra RARIVOMANANA (Mpianatra Louvain La Neuve) . Ny famangiana sy fampaherezana azy dia hotanterahin’ny MKMB ny Alahady hariva 19 mars 2017 @ 5 ora , any Louvain La Neuve : Rue de la Neuville, 104 - Bâtiment 23 - 1348 Louvain-La-Neuve . Andriamanitra tompon’ny aina anie hampionona ny fianakavian’i Hanitra , ary ny tenany manokana , izay aty am-pandratoana fianarana .



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:44:45