Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Nahazo faramandimby i Alice sy Rova (Uccle-Bruxelles)

Article publié le jeudi 9 mars 2017.


Ry namana isany ,

Ami-kafaliana no ampitana amintsika mpianakavin’ny finoana rehetra fa tongasoa omaly 8 Marsa 23017 i CEDRIC . 3kg 185 ny lehilahy ary mirefy 49, 5 cm sahady !

Salama tsara i Alice ary mirana tsy misy toy izany Ingahy Rova satria nahazo mpandova !

Mitrotro am-bavaka ny fianakaviana isika rehetra ." Tonga lohataona e !"

"Tia zaza , tia zaza , ny Jesosinay ! "

Tahin’ny Tompo mandrakariva ianareo telo mianaka !



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:32:58