Accueil du site Evènements
 
Décembre 2018
LMMJVSD
262728293012
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31123456

Nodimandry ny renin-dRakotosoely Hasina (Pays Bas)

Article publié le mercredi 19 octobre 2016.


Amin’ny finoana sy ny fanantenana no ilazana amintsika mpianakavin’ny finoana fa nodimandry tamin’ny Talata 18 Oktobra 2016 tany an-tanindrazana teo amin’ny faha-65 taonany , Rtoa RAMANANTENASOA EMILIE. Itompokovavy dia renin’Atoa Hasina Rakotosoely sy Ranaivoson Prisca Mivady (Pays-Bas). Miombon’alahelo amin’ny fianakaviana aty sy ny any an-tanindrazana ny MKMB . Ary mitondra manokana am-bavaka an’i Hasina sy Prisca mianakavy kely ! "Ny Tompo no Mpiandry ahy, Tsy hanan-java-mahory aho..." (Sal. 23) .


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Samedi 15 Decembre 2018 - 6:03:32