Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Fahoriana : Nodimandry ny Rain-dRtoa Prisca RANAIVOSON (Hollande)

Article publié le vendredi 13 mai 2016.


Ry havana,

Amin’alahelo nefa amim-pitiavana feno no ilazana amintsika mpianakavin’ny finoana fa nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-67 taonany tamin’ny Alakamisy 28 Aprily lasa teo (tany an-tanindrazana) , Atoa RANAIVOSON J. Fleuris , rain-dRtoa Prisca RANAIVOSON (Hollande).

Ny fandevenana dia efa notontosaina tamin’ny fiandohan’ny volana Mey teo. Mitondra ny teny fampiononana sy fampaherezana hoan-dRtoa Prisca Ranaivoson mivady sy ny zanany isika mpianakavin’ny finoana .

Ny famangiana dia hotanterahina aoriana kely satria vao tonga avy any an-tanindrazana ny mana-manjo. Inoana marimarina fa mitondra ny fianakaviana am-bavaka isika ary ny TOMPO lohan’ny Fiangonana hampitoetra fanantenana sy fampaherezana hoazy .

"Miaraha ory amin’izay ory...".

Ny komity MKMB.



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:51:00