Accueil du site Evènements
 
Décembre 2018
LMMJVSD
262728293012
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31123456

Fahoriana : nodimandry Itpkl José KERF (Verviers).

Article publié le samedi 19 mars 2016.


Rtoa Hanta RAMANANTSIALONINA (Verviers) dia mampandre antsika mpianakavin’ny finoana rehetra fa nodimandry t@ Zoma maraina 18.3.16 lasa teo ny vadiny , José KERF .

Ny fandorana ny razana dia hotanterahina ny Talata 22 marsa hoavy izao @ Roa ora . Amin’io andro io koa no hotanterahin’ny MKMB ny famangiana sy fampaherezana . Mitondra am-bavaka manokana an’i Hanta isika manoloana izao mianjady aminy sy amin’ny fianakaviany izao . Ary inona fa mitondra azy am-bavaka manokana .

"He Jehovah no mpiandry ahy" (Fihirana FFPM 548).



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Samedi 15 Decembre 2018 - 6:37:28