Accueil du site Evènements
 
Décembre 2018
LMMJVSD
262728293012
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31123456

Nahazo lahikely ny tokantranon’i Rakotonanahary Aina mivady (Bruxelles)

Article publié le lundi 4 janvier 2016.


Nahay namarana ny taona rizareo fa tonga soa tamin’ny 31/12/2015 lasa teo i Elias Tsihoarana , tao amin’ny Tokantranon’i RAKOTONANAHARY Aina sy RAFIDISON Zina (Bruxelles) . Bolangina ny lahikely . Koa arahabaina ny tokantrano ary mirary ny hitomboany amin’ny lafiny rehetra. Maroroa taiza tompoko !


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Samedi 15 Decembre 2018 - 6:44:16