Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Nahazo vavy kely i Della sy Christophe (Tournai) .

Article publié le jeudi 26 novembre 2015.


Amin-kafaliana no ilazana amintsika fa tonga soa ao an-tokantranon’i Della (Rasoarimalala Danielle) sy Christophe i ELISE . Salama tsara ny reniny . Nilanja 3kg 230 i Elise tamin’ny Alarobia 25.11 teo . ( tao Tournai) .

Dia arahabaina ny fianakaviana manontolo. Manantena fa hihaona tsy ho ela amin-drizareo isika . Mahatsiaro am-bavaka anareo izahay mpianakavin’ny finoana rehtra . Maroroa taiza e !



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:33:20