Accueil du site Evènements
 
Juin 2018
LMMJVSD
28293031123
45678910
11121314151617
18192021222324
2526272829301

Nahazo vavikely i Lanto Razafimandimby (Gembloux-Charleroi).

Article publié le jeudi 17 septembre 2015.


Amin-kafaliana no ilazana amintsika mpianakavin’ny finoana fa tonga soamatsara tamin’ny 14.9.15 (CHU Marie Curie Charleroi) i Pipitone Luna Razafimandimby , vavikely mahafatifaty.

Koa miarahaba ny fianakaviana isika rehetra ary mitondra am-bavaka azy ireo. Salama tsara ny reniny , Lanto Razafimandimby sy ny zaza. Angamba miandry lahikely amin’ny manaraka ny tokantrano... Tahin’ny Tompo ry Havana.



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Lundi 25 Juin 2018 - 13:48:10