Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Fanaovam-beloma an’i Bettinah sy Lalaina RAVELOMANANTSOA

Article publié le jeudi 27 août 2015.


Hifindra monina manomboka amin’ny volana Aogositra 2015 any Addis-Abeba (Ethiopie) ny namantsika Bettinah sy Lalaina . Sarak’olon-tiana ny MKMB satria nanana andraikitra goavana teto amin’ny mpianakavin’ny finoana izy mivady . Mpanompon’ANDRIAMANITRA tena mahatoky . Veloma mbola hihaona no natao ary manantena dia manantena ny rehetra fa hifankahita tsy ho ela aminy isika afaka taona vitsivitsy . Mitondra am-bavaka azy mivady isika rehetra manoloana ny andraikitra (asa) vaovao raisiny. Ny Fiadanan’ny Tompo ho aminareo mandrakariva !


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:33:16