Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Batisan’i Michael (zanak’i Valohery sy Miravo -Bruxelles)

Article publié le jeudi 27 août 2015.


Tamin-kafaliana no nanotronana an’i Valohery sy Miravo ny ALAHADY 24 Mey 2015 (Pentekosta) lasa teo raha nandray ny sakramentan’ny Batisa i Michael zanany - tao amin’ny Fiangonana Botanique . Koa manantitra ny arahaba sy mirary soa hoan’i Micahel ny mpianakavin’ny finoana MKMB rehetra noho izao Fahasoavana lehibe noraisiny izao. Hitombo fahendrena ny zaza ary ny Fanahy Masina hitarika ny fianakaviana amin’ny lalana nanendren’ny Tompo azy .


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 16:33:10