Accueil du site Evènements
 
Juin 2018
LMMJVSD
28293031123
45678910
11121314151617
18192021222324
2526272829301

Nodimandry ny zoky vavin-dRtoa Clarine Bavizandry .

Article publié le jeudi 11 juin 2015.


Nodimandry tamin’ny Alakamisy 28 May lasa teo (tany Madagasikara) teo amin’ny faha-49 taonany ny rahavavin-dRamatoa Clarine BAVIZANDRY (Boitsfort-Bruxelles) .

Miombona alahelo tanteraka amin’ny fianakaviana any an-tanindrazana sy Rtoa Clarine Bavizandry mianakavy isika . Ary mitondra am-bavaka azy ireo mba hitondran’ny TOMPO ny fampaherezana ombam-panantenana ho azy . Ny famangiana dia natao tamin’ny Alahady 31 May lasa teo.



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Lundi 25 Juin 2018 - 13:47:43