Accueil du site Evènements
 
Septembre 2018
LMMJVSD
272829303112
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930

Fodiamandrin’Itpkl Harry Rakotomalala.

Article publié le jeudi 11 juin 2015.


Tamin’ny fahatairana no naharenesana ny fodiamandrin’Itpkl Harry Rakotomalala , rahalahin’Atoa Gray Rakotomalala (Bruxelles-Anderlecht) tamin’ny fiandohan’ny volana Mey 2015lasa teo. Tany Paris Itpkl no nipetraka ary tao Bruxelles fehizay. Miombon’alahelo tanteraka amin’Atoa Rakotomalala Gray isika ary mitondra am-bavaka ny fianakaviny rehetra (Frantsa , Madagasikara).


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 19 Septembre 2018 - 17:19:06