Accueil du site Evènements
 
Juin 2018
LMMJVSD
28293031123
45678910
11121314151617
18192021222324
2526272829301

Nodimandry i Neny Razafindravelo Marthe (Glimes)

Article publié le mercredi 11 février 2015.


Ry havana,

Nantsoin’ny Tompontsika ny Atalata faha 10 Febroary i Neny RAZAFINDRAVELO Marthe , renin’i Sahondra Razafiarivelo (Glimes) . Ny ankamaroantsika dia niara nankalaza ny faha-80 taonany tamin’ny tapaky ny volana desambra 2014 . Ny Tompo no isaorana fa tena" voky andro" izy. Na izany aza , mafy izany hoe very kitapo nifonosana . Miara mizaka ny mavesatra amin’i Sahondra mianakavy isika mpiaramivavaka rehetra ary mitondra am-bavaka ny fianakaviany any an-tanindrazana (Vohémar...) sy ny aty ampita .

"Jehovah no Mpiandry ahy ; tsy hanan-java mahory aho. mampandry ahy eo amin’ny ahi-maitso Izy ..." (Sal. 23) .



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Lundi 25 Juin 2018 - 13:48:44