Accueil du site Annonces
 
Janvier 2020
LMMJVSD
303112345
6789101112
13141516171819
20212223242526
272829303112

Dimanche 25 décembre : Fête de Noël et Ouverture du 25ème anniversaire de la MKMB.

Article publié le jeudi 1er décembre 2011.


“MIFALIA MANDRAKARIVA.. MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA” (I Tesal. 5 :16-17).

JAN. 1987 - JAN. 2012 : MKMB 25 TAONA NIJOROANA .

ALAHADY 25 DESAMBRA 2011

Alahady fanokafana ny faha-25 taonan’ny MKMB.

KRISIMASIN’NY KRISTIANA Malagasy ATY BENELUX

Mpitandrina : Atoa D’Elinivo Jean.

15 h : Noelin’ny zanaky ny MKMB- Antokompihira - Fanompoampivavahana sy Fandraisana - Fandraisan-tanana ny komitin’ny faha- 25 taona .

17 h 30 : Fiarahan’ny rehetra mifampiarahaba tratry ny krisimasy : mofomamy Noely - Dite Kafe.

.Iangaviana samy hitondra mofomamy Noely na mofo Malagasy iarahana mizara.

.Ny Fanisanandro MKMB taona 2012 dia hamidy amin’io . 5 Euros .

.Fizarana ny vilanitany (vatandrakitra)isan-tokantrano hanamarihana ny faha- 25 taonan’ny fiombonantsika .

Toerana : Eglise Protestante de Bruxelles-Botanique , 40 Bd Bischoffsheim 1000 Bruxelles (Métro Botanique).

Ento ny fianakaviana sendra mandalo - Asao ny namana rehetra mifanena aminao.

“...Ary ny anarany hataonao hoe JESOA, fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany.” (Matio 1 : 21b) .

HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IRERY .


NOEL MALGACHE ET OUVERTURE DU 25ème ANNIVERSAIRE DE LA MKMB DIMANCHE 25 DECEMBRE 2011 A 15 H

CHACUN AMENE UNE BUCHE OU UN GATEAU DE NOEL !

VENEZ EN FAMILLE !

CALENDRIERS DE LA MKMB EN VENTE AU PRIX DE 5 EUROS.



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Mercredi 22 Janvier 2020 - 9:15:45