Accueil du site Annonces
 
Septembre 2019
LMMJVSD
2627282930311
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30123456

CULTE DE JUIN, DERNIER AVANT LES VACANCES

Article publié le samedi 24 juin 2006.


Ry havana,
Amin-kafaliana no ampitana amintsika ny fanasana avy amin’ny Masoivoho Malagasy ao Bruxelles, manasa antsika rehetra hanamarika ny fankalazana ny faha-46 taona namerenana ny fahaleovantenan’ny Firentsika . Izany dia hatao ao amin’ny 276 ,avenue de Tervueren -1150 Bruxelles, ny ALATSINAINY 26 JONA 2006 ; manomboka amin’ny Enina ora sy sasany hariva hatramin’ny Valo ora (18h30-20h) . Ilazao ny namana tsy tratra antso.

Ankoatr’izany dia asaina koa ny Malagasy rehetra hanatrika ny fanompoampivavahana karakarain’ny MKMB enti-mangata-pitahiana ho an’ny Firenena ny Alahady 25 Jona , manomboka amin’ny TELO ora folak’andro ,ao amin’ny Eglise Protestante du Botanique-Bruxelles. Hanafana ny fotoana amin’izany Antoko mpihira Sedera avy ao Lille sy ny Antoko mpihiran’ny MKMB. Aorian’ny Fanompoampivavahana dia hisy fiarahamiala hanamirihana ny faha 46 taona namerenana ny fahaleovantena. Dia manantena antsika rehetra mba samy ho tonga ary hampilaza ny tsy tratra antso . Misaotra antsika rehetra.

Ny komity MKMB.


Les photos du Culte du 25 juin 2006


Les photos de la Soirée du 23 juin 2006




Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Lundi 16 Septembre 2019 - 17:09:30