Mpiara-mivavaka Kristiana Malagasy eto BENELUX
Pendant le confinement suivez en direct le culte sur Zoom. Tous les derniers Dimanches du mois à 15h.

Tantara
Tany am-piandohana dia hevitra nitsiry avy tamin’ny mpianatra vitsivitsy izay namorona antokompihira nandray anjara hira tao amin’ny Eglise Protestante de Bruxelles- Botanique (E.P.U.B) isaky ny alahady maraina. Taty aoriana vao niforona ny Mpiara- mivavaka kristiana malagasy eto BENELUX (MKMB).
Ankehitriny dia tsy vitsy ireo izay olom-be nanangana izany fikambanana izany no mbola mijanona manabe voho ny fiangonana. Misy ihany koa anefa ireo izay olona vaovao izay mitondra sy mizara ny traikefany avy any amin’ny fiangonana nihaviany samihafa avy. Betsaka ihany koa ireo mpianatra na ireo izay sendra mandalo eto Belgique no tonga miombom-bavaka amin’ny mpikamban’ny MKMB.
KOMITY
2020-2022
Koa amin’izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy noho ny famindrampon’ Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina,sitrak’Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany.

Miravo Rakotozanany
Mpandrindra

Caroline Ravaoarisoa
Mpandrindra mpanampy

Eric Ramiandrisoa
Mpandrindra mpanampy
mkmb
Mpiara-mivavaka Malagasy eto BENELUX
FIfandraisana
- Adresse Bld Bischoffsheim 40, 1000 Bruxelles, Belgique
- mkmb.serasera@gmail.com
- +32 484 79 62 37